Aina Cook

parole de chanson malagasy, Aina Cook

Aina Cook PARTIE 1

Tantara taloha Tsy ho nofy IZY NISAONA TSY HANAM-PAHATAPERANA IZY ANIE IZY MOZIKA
Vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa
Izaho ilay 1 lasa 2 f' efa niova fo
Ireo sangisangy, ireo adiady, ireo teny mamy
NAnjary niova ho tomany
Averiko izay nindramiko tsy ho neniko
Angamba tsy ho tsinko
Ref:Izay niainantsiaka roa aza avela hifoha
Ny hirako hiraiko hanadinoko
'zay natao tsy hifarana hasambarana
Iza moa no nanampo
Ho tantara taloha
Sarotra ny hanadino nefa mora ny mino
Ny alaelo misava dia efa rava
Fitia tsy hiserana ho feno fandeferana no hita ao
Hiara hanorim-pianam-baovao
Averiko...
Ref:Zay.......
KA ny tenanao manontolo
ny tananao no antenaiko
Hizarako hafaliana sy ho tena tiana
tsy hasaraka ahy
Fitia tsisy ahiahy, ho tsy ahy
Ref:'zay niainantsiaka roa...,...

Telecharger le parole
nanonofy aho
fa foana ny adiady sy ny tomany
izay mandrotika ny tany
izao tontolo izao miray hina
tsy hisy intsony fijaliana
hery maro no mitambatra
feo iray no asandratra
nanonofy aho
fa foana koa ny mosary
ireo zaza izay nijaly
ravo falifaly
foana ny hanoanana
ireo kambotsy sy tsy nanana
hisy hanome tanana
*....raha misy andro iray
tsy mampety izay atao
toloko sy talaho
meteza hanonofy toa ahy
fiainana ho feno hasambarana
hafaliana tsy hifarana
vizana ny fanahy
misalasala miahiahy
meteza hanonofy toa ahy
alina feno hazavana
hatsiaka feno hafanana.*bis,...

Telecharger le parole
Lasa ianao, lasa lavitra any
Nandao ny tany, ilay feno tomany
Izy irery no tavela, tsy afaka nitafa ela
Tsy afa-nanoatra fa tsy maintsy nifandao
Lasa ianao, nanalavi-tiana
Dia ilay fiainan-tsy hita, tsisy fahoriana
Izy teo nangahiahy, lahatra tsy afa-nanda
Raha ny tiany, fifaliany
No tazominy eo anilany eo
Tsy maintsy nekeny, tsy fidiny
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
Fa voaantso amin'ilay fiainam-baovao
Lasa ianao tsy afa-nampilaza
Izy tavela nitomany toa zaza
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
fa voaantso amin'ilay fiainam-baovao
Fa lasa ianao, izy nisaona
manantena anefa
indray andro ianareo mbola hihaona
Ny ranomasony tsy voatana,
Ny momba anao tsy hainy ho fafana
Ny sainy tsy tony satria ianao tsy eto intsony
efa nialoha lalana
fotoana fohy no niarahana
Tampoka loatra ny fisarahana
Izy mino mitanisa fa hoe misy ilay paradisa
Raha ny tiany, fifaliana
no tazominy eo anilany eo
tsy maintsy nekeny, tsy fidiny,...

Telecharger le parole
Na dia mbola zaza aho
Nefa lalin-tsaina
Sady mahalala maheno ny tantara
Ny fiainana tsy mora
Tsy maintsy misy banga
Ny fadiana kosa
Ny misavika saranga
Ny masoandro milaza no hahalalako fa
Ny anjara ho ahy ao aminy
Ny tarany nataony ho nanerana isam-baravarana
Tsy misy natao hifidy ny tsikiny
Ny niangarana tsy homeny
Ny hazavana hatolony tsy azo ferana
Tsy hanam-pahataperana
Ny tsy fananana dia fahavalo tsy voafefy
Tonga isan'andro handrendrika ny resy
Fa ny fanantenana sy mbola hiainana
Dia izy tsy mamela irery
Dia ilay Ray ambony foana ,....

Telecharger le parole
Isaorako ianao nitsotra
tsy nanafina izay tao am-po
fa niezaka nanararaotra ny tsy naha-teo azy hitory fitia
fa nefa anie izy tsy ndeha ho aiza
fa ao ampoko ihany
CHORUS X 2
izy anie izy
no masaka ao an-tsaiko ato
izy anie izy
ny ato an'eritreritra
izy anie izy
no nahatonga ahy hanao fo vato
izy anie izy
no tsy nahatapaka hevitra ahy
na tsy mihaona ary izahay
tsy mampiova ny ao am-ponay
fa zahay iray saina fanahy
mifankahita an'eritreritra
nefa anie izy tsy nankaiza
fa ao ampoko ihany
CHORUS X 2
Ka mba miangavy aho
aleo hilamina raha mba azo atao
satria izy irery
CHORUS X 2
Izy no tiako efa niriako hatrizay
izy no tiako mba ho ahy,...

Telecharger le parole
Titre de la chanson : MOZIKA
Nom de l'artiste : AINA COOK
Hirahira no tiako ho fiainana
hanalana ny olam-piainana
hirahira no tena namana
hafaliana izy tsy hahasaraka
CHORUS
Dia nampiako mozika iny hira iny yeah
hankafizin'ny gasy sy vahiny
dia nampiako mozika iny hira iny yeah
mamiko loatra aza tsiny
hirahira no tena fialam-boly
rehefa reraka avy any an-tsekoly
hirahira no tena lafatra
rehefa tonga ny fialan-tsasatra
CHORUS X 2
Mozika tsy misaraka amin'ny hirahira izy
mozika henika fanahy
mozika tsy misaraka amin'ny hirahira izy
mozika henika fanahy ,...

Telecharger le parole

AINA COOK PARTIE 2

Tantara taloha Fo natolotra Surely Love Izy misaona Nefa ny anay Life Line
Vao miandoha
izaho sy ianao nifankatia tokoa
izao 'lay iray
lasa roa fa efa niova fo
ireo sangisangy,ireo hanihany ,ireo teny mamy
dia nanjary niova ho tomany

averiko 'lay nindramiko tsy ho neniko
angamba tsy ho tsiniko

Zay niainantsika roa
aza avela hifoha
ny hirako no hiraiko
hanadinoiko
'lay natao tsy hifarana
hasambarana
iza moa no nanampo
ho tantara taloha

Sarotra ny hanadino nefa mora ny mino
efa nisava ny alahelo nandalo dia efa rava
fitia tsy niserana ho feno fandeferana
hisolo toerana
hiara-hanori piainam-baovao

averiko 'lay nindramiko tsy ho neniko
angamba tsy ho tsiniko,....

Telecharger le parole
tsy sangisangy fa vokatrin'ny fo,
no nilazako fa tia ahy.
tam-pisainana sy safidiko
taminao ny heritreritro
ny loha.

ref:
ka aza manalavitra ahy
f'irery hatreo ianao.
f'ianao no andry tohana sy harenako.
dia fo madio feno fitia no atolotro.
na ny aiko aza raha tinao atolotro
eo an-tananao

tsy vazivazy akory
na koa fialam-boly.
ny oroka efa natolotro.
voarakitra adihady
am-panaky tsy tana.
vita sikotra tokoa
tsy ho lo.,...

Telecharger le parole
Looking back
I see how you smile and laugh with me
As we're walking
hand in hand
Now time has moved on
Your eyes have moved along
Now you're laughing with another

Sometimes, when I'm alone
I get to wondering why
Why love has to go
Why love has to die
Why love has to die

When love is gone
Ain't no sense in hanging on
Just get your thing and move along
Cause come what may you will never have a say
Not when love, love is gone

You may jump and shout
Say you'll find a way
There's nothing Nothing you cand do
When love is gone away,...

Telecharger le parole
Lasa ianao, lasa lavitra any
Nandao ny tany, ilay feno tomany
Izy irery no tavela, tsy afaka nitafa ela
Tsy afa-nanoatra fa tsy maintsy nifandao
Lasa ianao, nanalavi-tiana
Dia ilay fiainan-tsy hita, tsisy fahoriana
Izy teo nangahiahy, lahatra tsy afa-nanda
Raha ny tiany, fifaliany
No tazominy eo anilany eo
Tsy maintsy nekeny, tsy fidiny

CHORUS
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
Fa voaantso amin’ilay fiainam-baovao
Lasa ianao tsy afa-nampilaza
Izy tavela nitomany toa zaza
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
fa voaantso amin’ilay fiainam-baovao
Fa lasa ianao, izy nisaona
manantena anefa
indray andro ianareo mbola hihaona,...

Telecharger le parole
Takona indraindray 'lay masoandronay
misy haloka miserana, mitady hibahan-toerana
Malaza hafanana no zarainy tsinjarainy
Nefa ny anay, ny hatsiaka mamirifiry
no toa voatahiry, ampanjakainy

Asa rahoviana, rahoviana no hioty hazavana
Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana,
Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao,
Mba tsy ho voarefy, voafefy sy
Fiainam-baovao.

Feno be ny fo, tohina tokoa
mila toa hipoaka sady te-hitraotra ndeha mba ho aiza moa?
Ny saina tsy tony,mamadibadika hatrany,
Nefa ny teo, no eo, tsy misy izany mba hoe fiovany
Tomany ihany,....

Telecharger le parole
Bad times we’ve known bad times.
Still we are going strong

Whispers, there’s been whispers
That things are going wrong

Only time will tell
Yes, but we know well
Exactly what we have
And when I see your smile
I forget the trials
I get lost in your eyes

Chorus:
Baby through every bad time
Baby your love is the life line
Keeping me above the waves
And through every storm
Your love is calm and warm
Keeping us through the fray

I just want to tell you
Only you can make me feel this way

Hold me, hold me
Keep me close and near
Love me, Love me
That way everything is clear,...

Telecharger le parole

1 commentaire:

  1. Ny anarako dia lilian N. Ity dia andro feno fifaliana teo amin'ny fiainako noho ny fanampian'ny Dr.saguru ahy tamin'ny nanampiany ahy hiverina ny vadiko taloha miaraka amin'ny fametavetram-pihobiana sy fitiavana. Nanambady nandritra ny 6 taona aho ary tena nahatsiravina tokoa satria nanambady ahy ny vadiko ary nitady fisaraham-panambadiana aho fa rehefa naheno ny mailaka Dr.saguru tao amin'ny aterineto aho momba ny fomba nanampiany olona maromaro mba hamerenana azy Ary hanampy ny fifandraisana fifandraisana. Ary hahatonga ny olona ho sambatra amin'ny fifandraisan'izy ireo. Nanazava ny toe-javatra taminy aho ary avy eo nitady ny fanampiany saingy ny tsy nampoiziko indrindra dia nilaza tamiko izy fa hanampy ahy amin'ny raharahako ary eto aho mankalaza ankehitriny satria niova tanteraka ny vadiko. Maniry foana ny hanaraka ahy izy ary tsy afaka manao na inona na inona raha tsy misy ny ankehitriny. Tena mankafy ny fanambadiko aho, fankalazana lehibe. Izaho dia hanohy hijoro vavolombelona amin'ny aterineto satria Dr. isaguru dia tena andian-tsoratra marina tokoa. MISY MIEZAKA HANAMPY ANAO OLON'I DOCTOR SAGURU E-MAIL HANAO PIRINTY: drsagurusolutions@gmail.com na whatsapp +2349037545183 Izy no hany valiny amin'ny olana misy anao ary mahatsiaro ho sambatra ianao amin'ny fifandraisana misy anao.
    1 LOVE SPELL
    2 TORIO IZAO
    FOMBA FAMONJENA
    4 FAMPANDROSOANA
    5 MOMBA NY FIKORONTAN-DALANA
    6 BUSINESS SPELL
    7 MOMBA AN'ANDRIAMANITRA
    8 LOTTERY SPELL sy COURT CASE SPELL.

    RépondreSupprimer